Ndao hiara-hankalaza ny faha 11 taonan’ny COSMOS Madagascar.
Isaky ny mividy entana ny 01 septambra au 31 oktobra 2026, mandraisa anjara amin’ny Tombola Goavana.
- Loka voalohany : Bon d’achat 10 000 000Ar
- Ary Bons d’achat miisa 299 hafa mitentina 69 500 000Ar
Miaraka amin'ny COSMOS, mpandresy foana ianao !