Nisy ny hetsika « Révision Mécanique » izay nataon'ny marque ATUL tany Ambilobe ny 30 Jona hatramin’ny 01 jolay, tany Sambava ny 04 sy ny 05 jolay ary tany Diego : ny 06-07 ary ny 08 jolay.
Maro ianareo no nisitraka ireo tolotra isan-karazany
nandritra izany toy ny :
- Fikarakarana 100%
- Menaka motera 1,5L maimaimpoana
- Fihenam-bidy miavaka teo amin’ny Filtre à huile
Amin’ny alalan’ity hetsika, manamafy hatrany ny marque ATUL fa tsy hatreo amin’ny fanjifana ihany ny fikarakarana ireo mpanjifany.