Voici un petit guide pour mieux naviguer sur le site

Ireto ary misy toro-lalàna mba hampirindra ny fitsidihanao ny tranokala

Q.

1. Comment créer un compte ? / Ahona ny fomba anokafana kaonty ?

R.

Voici les étapes pour créer un compte :

1/Cliquez sur l’icône « mon compte », puis « connexion » qui se trouve en haut à gauche de votre écran

2/Cliquez sur « Pas de compte ? Créez-en un»

3/Remplissez le formulaire avec vos informations personnelles

4/Cliquez sur « enregistrer »

R.

Ireto avy no arahahina raha te anokatra kaonty ianao :

1/Tsindrio ny « mon compte » sy « connexion » eo ambony avanana ny « écran » no misy azy

2/Tsindrio ny «Pas de compte ? Créez-en un»

3/Fenoy ny momba momba anao

4/Tsindrio ny « enregistrer »

Q.

2. Comment pourrais-je passer ma commande ? / Ahona ny fomba ividianana ny entana ?

R.

Passez votre commande avec nous :

1/Parcourez notre site et ajouter dans votre panier les produits que vous voulez acheter

2/Après que vous ayez choisi vos produits, cliquez sur « Caddie » qui se trouve en haut à droite de votre écran puis sur « commander »

3/Remplissez les informations nécessaires pour valider votre commande (adresse, mode de livraison, mode de paiement)

4/Après avoir remplis les informations concernant la livraison, cliquez sur « Confirmation de commande »

R.

Ndeha ary iaraka ividy entana aminay : 

1/Jereo izay entana tianao vidina ary tsindrio ny “Ajouter au panier” amin’izay entana vidinao

2/Rehefa vita izay dia tsindrio indray ny “Caddie” izay hitanao eo ambony avanan’ny “écran” anao, ary tsindrio ny “commander”

3/Fenoy ny mombamomba anao sy ny toerana ananterana ny entana ary ny fomba andoavanao ny entana

4/Avy eo dia tsindrio ny “Confirmation de commande »

Q.

3. Qui devrions-nous contacter pour confirmer notre livraison ou commande ? / Iza no antsoina raha te hanamarina ny daty sy toerana ananterana ny entana novidiana ?

R.

Pour confirmer ou modifier votre date et lieu de livraison, contactez-nous sur +261 37 07 771 11, ou envoyez un mail au  service.client@cosmos.mg

R.

Raha te anamarina, na anova ny toerana sy daty ananterana ny entana ianao dia antsoy ny +261 37 07 771 11 , na ihany koa alefaso ao amin’ny service.client@cosmos.mg ny fangatahanao

Q.

4. Quels sont les modes de paiements possibles ? / Ahona ny fomba andoavana ny entana ? 

R.

Vous avez un large choix de paiement : 

✓Paiement à la livraison en espèce possible pour les habitants d’Antananarivo

✓Paiement par mobile money : Mvola, OrangeMoney, et AirtelMoney

✓Paiement par carte bancaire : VISA, Mastercard, et Carte BNI

R.

Ireto avy ireo  fomba ahafahanao mandoa ny vidin’ireo entana:

✓ Fandoavam-bola mandritra ny fotoana andraisanao ny entana, natokana hoan’ireo izay eto Antananarivo

✓ Fandoavam-bola amin’ny alalan’ny“mobile money”: Mvola, OrangeMoney, ary AirtelMoney

✓ Fandoavam-bola amin’ny « carte bancaire » : VISA, MasterCard, ary Carte BNI

Q.

5. Est-ce que je peux commander pour une autre personne ? / Afaka mividy entana hoan’ny olona hafa ve ?

R.

Oui, vous pouvez commander pour une autre personne. Il vous suffit de mettre l’adresse de livraison de la personne et ajouter les informations sur la personne sur la note de livraison

R.

Eny, afaka mividy entana hoan’ny olona hafa ianao. Rehefa mameno ny mombamomba ny fanaterana ny entana ianao ny adresin’ilay olona no ataonao, ary soratanao ao amin’ny “message” ny anarana sy laharana finday ahazoana ilay olona

Si vous avez d’autres questions, nous vous invitons à nous contacter en cliquant ici 

Raha misy fanontaniana manokana tianao apetraka dia aza misalasala manoratra anay, tsindrio eto